Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Rota: Topy Maso ROTA TOPY MASO 1 Nifindra tany Moaba ry Elimeleka mianakavy (1, 2) Maty ny vadin’i Naomy sy Orpa ary Rota (3-6) Tsy nivadika tamin’i Naomy sy ny Andriamanitr’i Naomy i Rota (7-17) Niverina tany Betlehema i Rota sy Naomy (18-22) 2 Nitsimpona teny amin’ny sahan’i Boaza i Rota (1-3) Nifankahita i Rota sy Boaza (4-16) Notantarain’i Rota an’i Naomy hoe tsara fanahy taminy i Boaza (17-23) 3 Nanoro hevitra an’i Rota i Naomy (1-4) Rota sy Boaza teny am-pamoloana (5-15) Niverina tany amin’i Naomy i Rota (16-18) 4 Nanaiky ho mpanavotra i Boaza (1-12) Niteraka an’i Obeda i Boaza sy Rota (13-17) Tetirazan’i Davida (18-22)