HIRA 123
Ekeo Foana ny Fahefan’i Jehovah
Endrika Sary
	- 1. Notendrena isika hitory eran-tany, - Momba an’i Jehovah sy ny Fanjakany. - ’Ndao mba hiray saina, hifandray am-po, - Tsy hivadika fa hiezaka hankatò. - (FIVERENANA) - Miaro antsika sy tia antsika - Jehovah Ray Tsitoha. - Ekeo hatrany ny fahefany, - Mifikira amin’ny fo. 
- 2. Mampahery antsika ny fanahy omeny, - Eo koa ’lay mpanompo efa notendreny. - ‘Tsy mba hiala isika!’, ’Zay no tadidio. - Ny fon’i Jehovah no ampifalio. - (FIVERENANA) - Miaro antsika sy tia antsika - Jehovah Ray Tsitoha. - Ekeo hatrany ny fahefany, - Mifikira amin’ny fo. 
(Jereo koa ny Lioka 12:42; Heb. 13:7, 17.)