Tatitra Maneran-tany 2024
- Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 84 
- Tany Nanao Tatitra: 240 
- Tontalin’ny Fiangonana: 118 767 
- Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 21 119 442 
- Nihinana Mofo sy Nisotro Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 23 212 
- Tampon’isan’ny Mpitorya: 9 043 460 
- Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 8 828 124 
- Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2023: 2,4 
- Tontalin’ny Natao Batisab: 296 267 
- Salanisan’ny Mpisava Lalanac Isam-bolana: 1 679 026 
- Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 867 502 
- Salanisan’ny Fampianarana Baibolyd Isam-bolana: 7 480 146 
Nanomboka tamin’ny 1 Septambra 2023 ary nifarana tamin’ny 31 Aogositra 2024 ny taom-panompoana 2024.
a Ireo mitory tsy tapaka ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra no antsoina hoe mpitory. (Matio 24:14) Manazava ny fomba anisana azy ireo ilay lahatsoratra hoe “Firy ny Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany?”
b Manazava ny dingana tokony hataon’izay te ho lasa Vavolombelon’i Jehovah vita batisa ilay lahatsoratra hoe “Inona no Tokony Hataoko Raha Te ho Lasa Vavolombelon’i Jehovah Aho?”
c Vavolombelona vita batisa sady fakan-tahaka ny mpisava lalana, ary manolo-tena hitory ny vaovao tsara mandritra ny ora voafaritra, isam-bolana.
d Raha mila fanazavana fanampiny, dia jereo ilay lahatsoratra hoe “Hoatran’ny Ahoana Ilay hoe Mianatra Baiboly Miaraka Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?”