FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.11 9
  • 23-29 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 23-29 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.11 9

23-29 Novambra

LEVITIKOSY 6-7

  • Hira 46 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mahaiza Mankasitraka”: (10 min.)

    • Le 7:11, 12: Anisan’ny sorona iombonana ny fanatitra an-tsitrapo natao hisaorana an’i Jehovah (w19.11 22 § 9)

    • Le 7:13-15: Toy ny hoe niara-nisakafo tamin’i Jehovah, izany hoe nihavana tsara taminy, ilay olona nanolotra sorona iombonana sy ny fianakaviany (w00 15/8 15 § 15)

    • Le 7:20: Ny olona madio ihany no afaka nanolotra sorona iombonana (w00 15/8 19 § 8)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Le 6:13: Ahoana no nampirehitra an’ilay afo teo ambony alitara, araka ny finoan’ny Jiosy? Inona anefa no lazain’ny Soratra Masina? (it “Afo”: “Nampiasain’Andriamanitra sy ny vahoakany” § 2)

    • Le 6:25: Inona no tsy nampitovy ny fanatitra noho ny ota tamin’ny fanatitra dorana sy ny sorona iombonana? (si 27 § 15)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Le 6:1-12 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Avy eo dia miresaha hevitra voafaritra tsara avy ao amin’ny Tilikambo Fiambenana No. 2 2020, ary atolory ilay gazety. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hijery ny tranonkalantsika ilay olona, ary omeo karatra jw.org izy avy eo. (th lesona 11)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhs 178-179 § 12-13 (th lesona 6)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 18

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Mahaiza Mankasitraka: (5 min.) Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia manadinadìna ankizy vitsivitsy nofidina mialoha. Mametraha fanontaniana mifandray amin’ilay video.

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) lv toko 1 § 10-18, efajoro “Ahoana no Havalinao?a”

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 105 sy Vavaka

a Tsy voatery hovakina ny efajoro sy ny fanazavana fanampiny.

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara