FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.07 23
  • Tsy Sarotra Loatra ny hoe Be Herim-po

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tsy Sarotra Loatra ny hoe Be Herim-po
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Omeo Herim-po Aho
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Aza Mivadika fa Efa Akaiky ny Farany
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.07 23
A young sister courageously witnessing to a classmate using her smartphone.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Tsy Sarotra Loatra ny hoe Be Herim-po

Be herim-po ny olona iray raha sahy fa tsy kanosa. Tsy hoe tsy matahotra mihitsy anefa izy. Manao zavatra kosa izy na dia matahotra aza. I Jehovah no mahatonga antsika ho tena be herim-po. (Sl 28:7) Ahoana no ampisehoan’ny tanora hoe be herim-po izy?

JEREO ILAY VIDEO HOE TAHAFO IREO OLONA BE HERIM-PO FA TSY IREO KANOSA. VALIO IRETO AVY EO:

  • Rahoviana ny tanora no mila herim-po?

  • Tantaran’iza avy ao amin’ny Baiboly no manampy antsika ho be herim-po?

  • Inona ny soa azontsika sy ny olona mandinika antsika rehefa be herim-po isika?

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara