FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.05 17
  • Be Fitiavana i Davida Sady Tsy Nivadika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Be Fitiavana i Davida Sady Tsy Nivadika
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Matahora An’i Jehovah Foana Amin’izay Rehetra Ataonao
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Tsy Miovaova ny Fitiavan’i Jehovah Anao!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2021
  • Miantehera Amin’i Jehovah Andriamanitrao dia Hahazo Hery Ianao
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Tsy Nivadika Mihitsy i Jonatana
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.05 17

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Be Fitiavana i Davida Sady Tsy Nivadika

Be fitiavana sy tsy nivadika i Davida, dia nitady olona azony anehoana an’izany (2Sa 9:1; w06 15/6 14 § 6)

Tonga dia nanampy an’i Mefiboseta i Davida (1Sa 20:15, 42; 2Sa 9:5-7; w05 15/5 17 § 11)

Nasain’i Davida nikarakara ny lovan’i Mefiboseta i Ziba (2Sa 9:9, 10; w02 15/2 14 § 10)

An older sister embracing and comforting a younger sister.

Tsy hadinon’i Davida ny fampanantenana nataony tamin’i Jonatana. Tokony hasehontsika amin’ireo rahalahy sy anabavintsika hoe tia azy isika sady tsy mivadika aminy.​—Sl 41:1, 2; Oh 19:17.

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara