FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.11 14
  • 5-11 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 5-11 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.11 14

5-11 Desambra

2 MPANJAKA 13-15

  • Hira 127 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Izay Miezaka Mafy Ihany no Hahazo Fitahiana”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Mp 13:20, 21: Midika ve io fahagagana io hoe tokony hoheverintsika ho masina ny taolam-patin’ny olo-masina? (w05 1/8 11 § 4)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Mp 13:20–14:5 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 1)

  • Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Ampiasao ny lesona 1 amin’ny bokikely Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, mba hanombohana fampianarana Baiboly. (th lesona 20)

  • Lahateny: (5 min.) km 8/03 1: Foto-kevitra: Asa Mamelombelona. (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 30

  • “Tadidin’i Jehovah ny Asa Mafy Ataontsika”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video Tsy Manadino i Jehovah.

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 30

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 151 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara