FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.03 17
  • Mitadiava Torohevitra Feno Fahendrena

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mitadiava Torohevitra Feno Fahendrena
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • “Ho ao Foana ny Foko”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Tsy Nety ny Fanapahan-kevitr’i Solomona Mpanjaka
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Nizara Roa Ilay Fanjakana
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • “Minoa An’i Jehovah Andriamanitrareo”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.03 17

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mitadiava Torohevitra Feno Fahendrena

Nila nanapa-kevitra i Rehoboama (2Ta 10:1-4; w18.06 13 § 3)

Nangataka torohevitra izy (2Ta 10:6-11; w22.02 7:6, 15)

Tsy narahiny ny torohevitra tsara nomena azy, dia nizaka ny vokany izy sy ny vahoaka (2Ta 10:12-16; it “Rehoboama” § 3)

Anabavy tanora mihaino tsara ny anabavy be taona iray. Ao amin’ny toeram-pisakafoana ry zareo.

Noho izy ireo efa nahita fiainana, dia matetika no mahatsinjo ny mety ho vokatry ny fanapahan-kevitra raisintsika ny Kristianina be taona kokoa sy matotra.​—Jb 12:12.

SAINTSAINO IZAO: ‘Iza ao am-pivoriana no azoko iresahana raha mitady torohevitra tsara aho?’

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara