FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb25.7 5
  • 4-10 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 4-10 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
mwb25.7 5

4-10 AOGOSITRA

OHABOLANA 25

Hira 154 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Jesosy manao lahateny ao amin’ny synagoga. Manokatra horonam-boky izy. Misy lehilahy sy vehivavy ary ankizy mihaino tsara azy.

Jesosy ao amin’ny synagoga any Nazareta. Gaga ny olona maheno ny zavatra tsara lazainy

1. Torolalana Manampy Antsika Hitandrina An’izay Lazaintsika

(10 min.)

Fidio tsara ny fotoana itenenana (Oh 25:11; w15 15/12 19 § 6-7)

Miezaha ho tsara fanahy rehefa miteny (Oh 25:15; w15 15/12 21 § 15-16; jereo ny sary, pejy 1)

Teny mampahery foana lazaina (Oh 25:25; w95 1/4 17 § 8)

Ankizivavy miresaka amin’ny mpampianatra iray sady manaja tsara azy.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Oh 25:27​—Inona koa no mety handany ny fotoanantsika? (w22.01 5:3)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) fg 5:2 (th 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Miresaha amin’ny olona iray malahelohelo. (lmd 3:3)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Miteny aminao ilay olona hoe efa manana ny zavatra inoany izy dia tsy hiala amin’izany mihitsy. (lmd 8:4)

6. Lahateny

(5 min.) w24.11 44:9-12—Foto-kevitra: Tahafo ny Fomba Niaretan’i Jesosy ny Tsy Rariny (th 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 123

7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) lff 3:1-5

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 95 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara