FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb25.09 2
  • 8-14 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 8-14 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
mwb25.09 2

8-14 SEPTAMBRA

OHABOLANA 30

Hira 136 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. “Aza Atao Mahantra Aho, Nefa Aza Atao Manankarena Koa”

(10 min.)

Tena ho sambatra ianao raha matoky an’i Jehovah fa tsy ny harena (Oh 30:8, 9; lff 37:2)

Tsy mety mianina amin’izay ananany mihitsy ny olona tsy mety afa-po (Oh 30:15, 16; w87 15/8 30 § 8)

Afaka manampy anao tsy hitrosatrosa fahatany sy tsy hanahy be loatra ny torolalan’ny Baiboly (Oh 30:24, 25; w24.09 37:14)

Ankizivavikely mandrotsaka vola madinika ao anaty “bocal.” Falifaly ny mamany mijery azy.

AZO ATAO FOTOAM-PIVAVAHAN’NY FIANAKAVIANA: Diniho hoe ahoana ny fiheveranareo tsirairay ny resaka vola.​—w24.06 24:18.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Oh 30:26​—Inona no ianarantsika avy amin’ny bitrom-bato? (w09 15/4 17 § 11-13)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) fg 6:1-2 (th 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(4 min.) ISAN-TRANO. Ampiasao Ny Tilikambo Fiambenana No. 1 2025 mba hanombohana resadresaka. (lmd 1:3)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) AMPAHIBEMASO. (lmd 9:3)

6. Hazavao ny Zavatra Inoanao

(4 min.) Lahateny. lff 37:2-3—Foto-kevitra: Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Vola? (th 7)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 80

7. Tandremo sao Voafitaky ny Fiadanana Tsy Tena Izy!​—Chibisa Selemani

(5 min.) Fiaraha-midinika.

Alefaso ilay VIDEO. Iaraho midinika ity avy eo:

  • Lasa sambatra sy niadan-tsaina ny Rahalahy Selemani rehefa nandray fanapahan-kevitra tsara. Inona no ianaranao avy amin’ny tantarany?

8. Zava-bitan’ny Fandaminana tokony halefa amin’ity volana Septambra ity

(10 min.) Alefaso ilay VIDEO.

9. Fianarana Baiboly

(30 min.) lff 5:5-6

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 94 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara