Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto:
- 1. Ahoana no hampisehoantsika hoe ‘mihaino izay lazain’ny fanahy’ isika? (Apok. 1:3, 10, 11; 3:19) 
- 2. Inona no hanampy antsika hiasa mafy sy hiaritra foana? (Apok. 2:4) 
- 3. Inona no fiomanana azontsika atao, mba hahavita hiaritra sy ho be herim-po isika rehefa tonga ny fanenjehana? (Ohab. 29:25; Apok. 2:10, 11) 
- 4. Inona no azontsika atao raha tsy tiantsika ny handa hoe mino an’i Jesosy isika? (Apok. 2:12-16) 
- 5. Ahoana no hampiharana an’ilay hoe ‘tazòny mafy foana izay anananao’? (Apok. 2:24, 25; 3:1-3, 7, 8, 10, 11) 
- 6. Inona no hanampy antsika ‘hafana fo foana’? (Apok. 3:14-19; Mat. 6:25-27, 31-33) 
© 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
CA-brpgm26-TTM