FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.05 12
  • Iezaho Fantarina ny Tsipiriany Rehetra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Iezaho Fantarina ny Tsipiriany Rehetra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Tsy Nanadino An’i Josefa Mihitsy i Jehovah
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Andevo Nankatò An’Andriamanitra
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Manampy Anao Hahomby i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Genesisy: Topy Maso
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.05 12
Collage: A young brother imagining what he read in the Bible about Joseph. 1. Joseph falling into a dried-out waterpit. 2. Joseph walking with a Midianite caravan on its way to Egypt. 3. Potiphar’s wife watching from a distance as Joseph talks with her husband.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Iezaho Fantarina ny Tsipiriany Rehetra

Rehefa mamaky tantara ao amin’ny Baiboly ianao, dia iezaho fantarina izay rehetra tafiditra amin’ilay izy. Jereo hoe inona ny zava-nisy tamin’izany, ary iza avy no tafiditra amin’ilay tantara. Raha nisy zavatra nataon’ilay olona, dia saintsaino hoe inona no mety ho nahatonga azy hanao an’izany. Alao sary an-tsaina koa hoe hoatran’ny ahoana ilay toerana, inona avy ny feo re sy ny fofona heno, ary nanao ahoana ny fihetseham-pon’ireo olona tantaraina ao.

ALEFASO ILAY VIDEO HOE HATSARAO NY FAMAKIANAO BAIBOLY—AMPAHANY, ARY VALIO IRETO:

  • Joseph before he was sold into slavery.

    Inona no mety ho nahatonga ny olana teo amin’i Josefa sy ireo rahalahiny?

  • Joseph walking with a Midianite caravan on its way to Egypt.

    Mora nentim-po ny rahalahin’i Josefa sady tsy nieritreritra tsara. Inona no mety ho anton’izany?

  • Collage: Jacob takes steps to settle differences with Esau. 1. Jacob praying. 2. Jacob bowing down before Esau. 3. Esau embracing Jacob.

    Inona no fantatsika momba an’i Jakoba, rain’i Josefa, rehefa jerena ny Soratra Masina?

  • Inona ny ohatra tsara nomen’i Jakoba an’ireo zanany lahy momba ny fandaminana tsy fifanarahana?

  • Inona ny soa noraisinao rehefa nijery an’iny video iny ianao?

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara