FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.05 24
  • Mba Mailomailo Amin’ny Resaka Toaka!

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mba Mailomailo Amin’ny Resaka Toaka!
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Zava-pisotro Misy Alkaola?
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.05 24

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Mba Mailomailo Amin’ny Resaka Toaka!

A scene from the video ‘Think Past the Drink.’ A snake with fangs emerges from an alcoholic drink that a man is holding.

Mila mifehy tena daholo ny Kristianina rehetra amin’ny resaka toaka. (Oh 23:20, 29-35; 1Ko 6:9, 10) Raha mifidy ny hisotro ny Kristianina iray, dia tokony ho araka ny antonony izany. Tsy tokony hiankin-doha amin’ny alkaola koa izy, na hanafintohina ny hafa. (1Ko 10:23, 24; 1Ti 5:23) Tsy misy azo terena hisotro toaka, indrindra fa ny tanora.

JEREO ILAY VIDEO HOE MBA MAILOMAILO AMIN’NY RESAKA TOAKA! VALIO IRETO AVY EO:

  • Nahoana ny Kristianina rehetra no tokony hanaja ny lalàna momba ny fisotroana?—Ro 13:1-4

  • Nahoana isika no tsy tokony hanaiky hoteren’ny hafa hisotro?—Ro 6:16

  • Inona ny loza vokatry ny fisotroan-toaka, ary inona no azonao atao mba hisorohana an’izany?

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara