Fanamarihana Ambany Pejy
a Maro ny fomba ilazana daty, fa ny T.K. sy ny A.K. no ho hitanao ato amin’ity bokikely ity. Ny T.K. dia midika hoe Talohan’i Kristy, ary ny A.K. dia midika hoe Aorian’i Kristy. Hazava kokoa aminao izany, rehefa mijery ny tsipika misy daty eny ambany pejy ianao.