28 Izao no nolazain’i Jehovah momba an’i Kedara+ sy ireo fanjakana ao Hazora+ izay notafihin’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona:+ “Mitsangàna ka miakara any Kedara mba handroba an’ireo zanaky ny Atsinanana.+
21 Ny Arabo+ sy ny mpiadidy rehetra tao Kedara+ no nampiasainao tamin’ny varotra, ka ireny no nifanaovanao varotra zanak’ondry sy ondrilahy ary osilahy.+