Genesisy 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hoy Andriamanitra tamin’i Abrama: “Aoka ho fantatrao tsara fa ho vahiny honina any amin’ny tany tsy azy ny taranakao.+ Ary tsy maintsy hanompo ny olona any izy ireo, ka hampahoriny efajato taona.+ Eksodosy 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nanao fifanekena tamin’izy ireo koa aho, dia ny hanome azy ny tany Kanana izay nivahiniany.+ Eksodosy 23:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Ary aza ampahorina ny mpivahiny,+ fa fantatrareo tsara izay tsapan’ny mpivahiny, satria ianareo efa mba mpivahiny tany Ejipta ihany.+ Asan’ny Apostoly 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nilaza koa Andriamanitra fa ho mpivahiny+ any an-tanin’olona+ ny taranak’i Abrahama, ka handevozin’ireo sy hampahoriny efajato taona.+ Hebreo 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Finoana no nivahiniany tany amin’ny tany voalazan’ny fampanantenana, ka toy ny tany an-tanin’olona+ izy, ary nitoetra an-tranolay+ izy niaraka tamin’i Isaka+ sy Jakoba,+ mpiara-mandova aminy an’io fampanantenana io.+
13 Ary hoy Andriamanitra tamin’i Abrama: “Aoka ho fantatrao tsara fa ho vahiny honina any amin’ny tany tsy azy ny taranakao.+ Ary tsy maintsy hanompo ny olona any izy ireo, ka hampahoriny efajato taona.+
9 “Ary aza ampahorina ny mpivahiny,+ fa fantatrareo tsara izay tsapan’ny mpivahiny, satria ianareo efa mba mpivahiny tany Ejipta ihany.+
6 Nilaza koa Andriamanitra fa ho mpivahiny+ any an-tanin’olona+ ny taranak’i Abrahama, ka handevozin’ireo sy hampahoriny efajato taona.+
9 Finoana no nivahiniany tany amin’ny tany voalazan’ny fampanantenana, ka toy ny tany an-tanin’olona+ izy, ary nitoetra an-tranolay+ izy niaraka tamin’i Isaka+ sy Jakoba,+ mpiara-mandova aminy an’io fampanantenana io.+