50 sy ny koveta sy ny famonoan-jiro+ sy ny vilia baolina+ sy ny kaopy+ sy ny fitondrana afo,+ izay samy volamena tsy misy fangarony, ary ny vavin-tsavily ho an’ny varavaran’ny+ trano anatiny, izany hoe ny Masina Indrindra, sy ho an’ny varavaran’ny+ tempoly,+ izay samy volamena.