FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 25:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Ataovy koa ny fitaovana ho an’ny latabatra, dia ny vilia sy ny kaopy ary koa ny zinga sy ny vilia baolina handrarahana ny fanatitra zava-pisotro. Volamena tsy misy fangarony no hanaovanao an’ireo.+

  • Jeremia 52:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nalain’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka,+ koa ny koveta+ sy ny fitondrana afo sy ny vilia baolina+ sy ny fitoeran-davenona sy ny fitoeran-jiro+ sy ny kaopy ary ny vilia baolina hafa. Tena volamena+ sy tena volafotsy+ daholo ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara