Eksodosy 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hoy io: “Iza no nanendry an’ialahy ho lehibenay sy mpitsara anay?+ Mitady hamono ahy koa angaha ialahy, toy ny namonoan’ialahy an’ilay Ejipsianina?”+ Dia natahotra i Mosesy ka nanao anakampo hoe: “Tena nisy nahafantatra ilay izy!”+ Asan’ny Apostoly 7:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Noheveriny mantsy fa ho takatry ny rahalahiny hoe ny tanany no namonjen’Andriamanitra azy ireo,+ kanjo tsy takatr’izy ireo izany.
14 Dia hoy io: “Iza no nanendry an’ialahy ho lehibenay sy mpitsara anay?+ Mitady hamono ahy koa angaha ialahy, toy ny namonoan’ialahy an’ilay Ejipsianina?”+ Dia natahotra i Mosesy ka nanao anakampo hoe: “Tena nisy nahafantatra ilay izy!”+
25 Noheveriny mantsy fa ho takatry ny rahalahiny hoe ny tanany no namonjen’Andriamanitra azy ireo,+ kanjo tsy takatr’izy ireo izany.