FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 39:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Avy eo dia nataon’izy ireo tao anaty tranom-bato volamena ireo vato oniksa,+ izay nisy ny anaran’ny zanak’Israely+ voasokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase.

  • 2 Tantara 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa andefaso olona mahay aho, dia olona havanana amin’ny asa momba ny volamena, volafotsy, varahina,+ vy, volonondry nolokoana volomparasy somary mena, kofehy mena antitra, kofehy manga, nefa koa havanana amin’ny asa sokitra. Izy no hanampy an’ireo olona mahay efa atỳ amiko atỳ amin’ny tanin’i Joda sy eto Jerosalema, dia ireo notendren’i Davida raiko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara