Eksodosy 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ireto avy ny anaran’ny zanak’i Israely tonga tany Ejipta niaraka tamin’i Jakoba, dia ny lehilahy mbamin’ny ankohonany avy:+ Eksodosy 28:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Ary makà vato oniksa+ roa, dia ataovy sokitra+ eo amin’ireo ny anaran’ny zanak’Israely,+ Eksodosy 28:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ka eo amin’ny vato iray ny anaran’ny enina, ary eo amin’ny vato iray ny enina ambiny. Ary alaharo arakara-jokiny izany.+
1 Ireto avy ny anaran’ny zanak’i Israely tonga tany Ejipta niaraka tamin’i Jakoba, dia ny lehilahy mbamin’ny ankohonany avy:+
10 ka eo amin’ny vato iray ny anaran’ny enina, ary eo amin’ny vato iray ny enina ambiny. Ary alaharo arakara-jokiny izany.+