Eksodosy 39:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 satroka lamba+ sy fehiloha+ firavahan’ny mpisorona izay samy vita tamin’ny rongony tena tsara, ary kilaoty lava+ vita tamin’ny kofehy rongony miolana tsara; Levitikosy 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nampanatonin’i+ Mosesy ireo zanakalahin’i Arona ka nampanaoviny akanjo lava sy fehikibo lamba.+ Ary nataony nihodidina tamin’ny lohan’izy ireo ny fehiloha,*+ araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.
28 satroka lamba+ sy fehiloha+ firavahan’ny mpisorona izay samy vita tamin’ny rongony tena tsara, ary kilaoty lava+ vita tamin’ny kofehy rongony miolana tsara;
13 Dia nampanatonin’i+ Mosesy ireo zanakalahin’i Arona ka nampanaoviny akanjo lava sy fehikibo lamba.+ Ary nataony nihodidina tamin’ny lohan’izy ireo ny fehiloha,*+ araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.