FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 “Ary ireo zanakalahin’i Arona dia anaovy akanjo lava+ sy fehikibo lamba ary fehiloha,*+ mba hanomezana azy voninahitra sy hatsaran-tarehy.+

  • Eksodosy 29:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ampanaovy an’i Arona sy ny zanany koa ireo fehikibo lamba. Ary ataovy mihodidina amin’ny lohan’ireo zanany ny fehiloha. Dia ho anjaran’izy ireo ny asa fisoronana, ary ho lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.+ Koa omeo fahefana ho mpisorona* i Arona sy ny zanany.+

  • Levitikosy 8:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia nampanatonin’i+ Mosesy ireo zanakalahin’i Arona ka nampanaoviny akanjo lava sy fehikibo lamba.+ Ary nataony nihodidina tamin’ny lohan’izy ireo ny fehiloha,*+ araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara