FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ampanaovy an’i Arona sy ny zanany koa ireo fehikibo lamba. Ary ataovy mihodidina amin’ny lohan’ireo zanany ny fehiloha. Dia ho anjaran’izy ireo ny asa fisoronana, ary ho lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.+ Koa omeo fahefana ho mpisorona* i Arona sy ny zanany.+

  • Levitikosy 8:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary aza miala eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana mandritra ny fito andro,+ mandra-pahatapitry ny andro ametrahana anareo eo amin’ny toeranareo, satria hila fito andro ny fanomezana fahefana*+ anareo ho mpisorona.

  • Nomery 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ireo no anaran’ny zanak’i Arona, dia ireo mpisorona voahosotra nomena fahefana* hanao ny asan’ny mpisorona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara