41 Ampiakanjoy an’ireo i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy, ka hosory ho mpisorona+ sady omeo fahefana*+ ary hamasino. Dia hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako izy ireo.
29 Ary hoy i Mosesy: “Hatanjaho ny tenanareo anio hanompoana an’i Jehovah,+ satria ianareo samy efa namely ny zanakareo sy ny rahalahinareo avy,+ mba hanomezan’Andriamanitra fitahiana anareo anio.”+