Eksodosy 28:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 “Manaova takelaka mamirapiratra amin’ny volamena tsy misy fangarony, ka asio soratra hoe: ‘An’i Jehovah ny fahamasinana.’ Ataovy sokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase izany.+ Eksodosy 39:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Farany, dia nataon’izy ireo tamin’ny volamena tsy misy fangarony ilay takela-bolamena masina* mamirapiratra, ka nasiany soratra hoe: “An’i Jehovah ny fahamasinana.”+ Nataony sokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase izany. Levitikosy 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia napetrany teo amin’ny lohan’i Arona ny satroka lamba,*+ ary nataony teo anoloana tamin’ilay satroka ny takela-bolamena mamirapiratra, izay famantarana masina hoe voatokana izy.+ Araka izay nandidian’i Jehovah azy no nataon’i Mosesy.
36 “Manaova takelaka mamirapiratra amin’ny volamena tsy misy fangarony, ka asio soratra hoe: ‘An’i Jehovah ny fahamasinana.’ Ataovy sokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase izany.+
30 Farany, dia nataon’izy ireo tamin’ny volamena tsy misy fangarony ilay takela-bolamena masina* mamirapiratra, ka nasiany soratra hoe: “An’i Jehovah ny fahamasinana.”+ Nataony sokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase izany.
9 Dia napetrany teo amin’ny lohan’i Arona ny satroka lamba,*+ ary nataony teo anoloana tamin’ilay satroka ny takela-bolamena mamirapiratra, izay famantarana masina hoe voatokana izy.+ Araka izay nandidian’i Jehovah azy no nataon’i Mosesy.