FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 27:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Asio tandrony+ ny zorony efatra, ka tokony ho avy amin’ny zoron’ilay alitara ihany ireo tandrony. Dia petaho takela-barahina ilay alitara.+

  • Eksodosy 37:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary nanao ny alitaran’ny emboka manitra+ tamin’ny hazo akasia izy.+ Iray hakiho ny lavany ary iray hakiho ny sakany, ka efamira ilay izy, ary roa hakiho ny haavony. Ary avy tamin’ilay alitara ihany ireo tandrony.+

  • Levitikosy 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ny ra sasany kosa hahosony eo amin’ireo tandroky+ ny alitaran’ny emboka manitra eo anatrehan’i Jehovah, izany hoe ilay alitara ao amin’ny tranolay fihaonana. Ary ny ambin’ny ran’ilay omby dia hararany eo am-pototry+ ny alitaran’ny fanatitra dorana, izay eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara