Eksodosy 29:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary izao no hampiarahina amin’ilay ondrilahy voalohany: Lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha+ afangaro amin’ny menaka ampahefatry ny hina* avy amin’ny oliva voatoto, ary koa divay ampahefatry ny hina ho fanatitra zava-pisotro.+ Levitikosy 19:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Tokony ho mizana marina+ sy vatomizana marina no hanananareo, ary koa efaha marina sy hina marina. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay nitondra anareo nivoaka avy tany Ejipta. Nomery 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hanolotra divay ampahefatry ny hina ho fanatitra zava-pisotro+ ianao, miaraka amin’ny ondrilahy kely atao fanatitra dorana na atao sorona.
40 Ary izao no hampiarahina amin’ilay ondrilahy voalohany: Lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha+ afangaro amin’ny menaka ampahefatry ny hina* avy amin’ny oliva voatoto, ary koa divay ampahefatry ny hina ho fanatitra zava-pisotro.+
36 Tokony ho mizana marina+ sy vatomizana marina no hanananareo, ary koa efaha marina sy hina marina. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay nitondra anareo nivoaka avy tany Ejipta.
5 Ary hanolotra divay ampahefatry ny hina ho fanatitra zava-pisotro+ ianao, miaraka amin’ny ondrilahy kely atao fanatitra dorana na atao sorona.