Eksodosy 25:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 menaka ho an’ny jiro,+ menaka balsama+ hatao amin’ny menaka masina fanosorana+ sy ny emboka manitra,+ Eksodosy 37:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Namboariny koa ny menaka masina fanosorana+ sy ny emboka manitra tsy misy fangarony,+ toy ny ataon’ny mpanamboatra menaka fanosorana.
6 menaka ho an’ny jiro,+ menaka balsama+ hatao amin’ny menaka masina fanosorana+ sy ny emboka manitra,+
29 Namboariny koa ny menaka masina fanosorana+ sy ny emboka manitra tsy misy fangarony,+ toy ny ataon’ny mpanamboatra menaka fanosorana.