Eksodosy 30:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Alaivo izay zava-manitra tsara indrindra,+ dia miora+ efa mivaingana milanja sekely dimanjato, sy kanelina+ antsasak’izany, izany hoe sekely dimampolo sy roanjato, sy harefo mani-pofona+ milanja sekely dimampolo sy roanjato,
23 “Alaivo izay zava-manitra tsara indrindra,+ dia miora+ efa mivaingana milanja sekely dimanjato, sy kanelina+ antsasak’izany, izany hoe sekely dimampolo sy roanjato, sy harefo mani-pofona+ milanja sekely dimampolo sy roanjato,