FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 5:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Avy hatrany dia hoy ireo mpiadidy tamin’izy roa lahy: “I Jehovah anie hijery anareo sy hitsara anareo!+ Fa efa nanamaimbo+ anay teo anatrehan’i Farao sy ny mpanompony ianareo, ka nasianareo sabatra eny an-tanany hamonoany anay.”+

  • Nomery 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa nimenomenona tamin’i Mosesy sy Arona ny zanak’Israely rehetra,+ ary nanohitra azy roa lahy ny vahoaka manontolo, nanao hoe: “Naleonay ihany maty tany Ejipta na tatỳ an-tany efitra!

  • Nomery 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia nila ady+ tamin’i Mosesy ny vahoaka, ka nanao hoe: “Naleonay ihany maty teo anatrehan’i Jehovah niaraka tamin’ireo rahalahinay!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara