Jeremia 17:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aza mitondra entana avy ao an-tranonareo ianareo rehefa sabata ny andro, ary aza manao asa na inona na inona.+ Fa hamasino ny andro sabata, araka izay efa nandidiako ny razanareo.+
22 Aza mitondra entana avy ao an-tranonareo ianareo rehefa sabata ny andro, ary aza manao asa na inona na inona.+ Fa hamasino ny andro sabata, araka izay efa nandidiako ny razanareo.+