Eksodosy 24:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia tonga i Mosesy, ka nolazainy tamin’ny vahoaka ny tenin’i Jehovah rehetra sy ny didy rehetra havoaka amin’ny fitsarana.+ Koa niara-niredona ny olona hoe: “Vonona hanao izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay.”+ Deoteronomia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary tamin’ny andro voalohan’ny volana fahiraika ambin’ny folo, tamin’ny taona fahefapolo,+ dia nolazain’i Mosesy tamin’ny zanak’Israely izay rehetra nasain’i Jehovah nolazaina tamin’izy ireo,
3 Dia tonga i Mosesy, ka nolazainy tamin’ny vahoaka ny tenin’i Jehovah rehetra sy ny didy rehetra havoaka amin’ny fitsarana.+ Koa niara-niredona ny olona hoe: “Vonona hanao izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay.”+
3 Ary tamin’ny andro voalohan’ny volana fahiraika ambin’ny folo, tamin’ny taona fahefapolo,+ dia nolazain’i Mosesy tamin’ny zanak’Israely izay rehetra nasain’i Jehovah nolazaina tamin’izy ireo,