FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Avy eo dia nanatona azy ny zanak’Israely rehetra. Ary nandidy azy ireo izy, araka izay rehetra nolazain’i Jehovah taminy tany amin’ny Tendrombohitra Sinay.+

  • Romanina 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary tsy ny mpandre ny lalàna no marina eo anatrehan’Andriamanitra, fa ny mpankatò+ ny lalàna no hambara hoe marina.+

  • Jakoba 1:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Aoka kosa ianareo ho mpankatò ny teny,+ fa tsy ho mpihaino fotsiny ihany, ka hamita-tena amin’ny fiheveran-diso.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara