Eksodosy 7:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia ho fantatry ny Ejipsianina tokoa fa izaho no Jehovah, rehefa hahinjitro hamely an’i Ejipta ny tanako.+ Ary hoentiko hiala eo amin’izy ireo ny zanak’Israely.”+ Eksodosy 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Raha ny marina anefa, dia izao no mbola namelako anao ho velona:+ Mba hampisehoana aminao ny heriko sy mba hanambarana ny anarako eran-tany.+ 1 Samoela 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy anefa i Nabala tamin’izy ireo: “Fa iza moa i Davida,+ ary iza moa ny zanak’i Jese? Efa maro izao ny mpanompo mitsoaka mandositra ny tompony.+
5 Dia ho fantatry ny Ejipsianina tokoa fa izaho no Jehovah, rehefa hahinjitro hamely an’i Ejipta ny tanako.+ Ary hoentiko hiala eo amin’izy ireo ny zanak’Israely.”+
16 Raha ny marina anefa, dia izao no mbola namelako anao ho velona:+ Mba hampisehoana aminao ny heriko sy mba hanambarana ny anarako eran-tany.+
10 Hoy anefa i Nabala tamin’izy ireo: “Fa iza moa i Davida,+ ary iza moa ny zanak’i Jese? Efa maro izao ny mpanompo mitsoaka mandositra ny tompony.+