FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 30:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa izay rehetra voaisa dia samy hanome antsasaky ny sekely, araka ny sekelin’ny toerana masina,+ ka gera* roapolo ny iray sekely. Eny, antsasaky ny sekely no fanomezana ho an’i Jehovah.+

  • Nomery 3:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 dia makà sekely* dimy ho takalon’ny tsirairay aminy.+ Araka ny sekelin’ny toerana masina no hakanao azy. Gera* roapolo ny sekely iray.+

  • Nomery 18:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Izay iray volana no ho miakatra no havotanao araka ny vidiny anombanana azy, dia sekely volafotsy dimy, araka ny sekelin’ny toerana masina.+ Gera roapolo ny sekely iray.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara