Eksodosy 25:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ary manaova jiro fito ho an’ilay fitoeran-jiro. Dia harehitra ireo jiro ka hanazava ny faritra eo anoloany.+ Eksodosy 37:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nataony tamin’ny volamena tsy misy fangarony ny jiro fito ho an’ilay fitoeran-jiro, mbamin’ny fihazonana lahin-jiro sy ny fitondrana afo.+ Salamo 119:105 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 105 Jiro ho an’ny tongotro ny teninao,+Sady fahazavana ho an’ny lalako.+
37 Ary manaova jiro fito ho an’ilay fitoeran-jiro. Dia harehitra ireo jiro ka hanazava ny faritra eo anoloany.+
23 Ary nataony tamin’ny volamena tsy misy fangarony ny jiro fito ho an’ilay fitoeran-jiro, mbamin’ny fihazonana lahin-jiro sy ny fitondrana afo.+