Eksodosy 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary ny isan’ny biriky nasaina nataony hatramin’izay ihany no mbola ampanaovy azy. Aza misy ahenanareo mihitsy, fa ny hakamoany+ no mahatonga azy hiantsoantso hoe: ‘Te handeha izahay! Te hanao sorona ho an’Andriamanitray izahay!’+
8 Ary ny isan’ny biriky nasaina nataony hatramin’izay ihany no mbola ampanaovy azy. Aza misy ahenanareo mihitsy, fa ny hakamoany+ no mahatonga azy hiantsoantso hoe: ‘Te handeha izahay! Te hanao sorona ho an’Andriamanitray izahay!’+