FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 34:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary hoy i Jakoba tamin’i Simeona sy Levy:+ “Efa nahatonga loza tamiko ianareo, fa noho ny nataonareo, dia hankahala ahy ny mponina eto amin’ity tany ity,+ dia ny Kananita sy ny Perizita. Ary satria vitsy an’isa aho,+ dia hiangona hanohitra sy hamely ahy izy ireo, ka ho ripaka izaho sy ny ankohonako.”

  • 1 Samoela 13:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia ren’ny Israely rehetra hoe: “Notafihin’i Saoly ny toby miaramilan’ny Filistinina, ka nanjary halan’ny+ Filistinina ny Israely.” Koa nantsoina avokoa ny olona mba hanaraka an’i Saoly ho any Gilgala.+

  • 1 Tantara 19:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hitan’ny taranak’i Amona fa nanjary halan’i+ Davida izy ireo. Koa nandefa talenta volafotsy+ arivo i Hanona+ sy ny taranak’i Amona, mba hanakaramana kalesin’ady+ sy mpitaingin-tsoavaly avy any Mezopotamia sy Arama-maka+ ary Zoba.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara