Eksodosy 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Taorian’izay, dia nilaza izany tamin’ny zanak’Israely i Mosesy. Tsy nihaino azy anefa ireo, noho ny hakiviana sy ny hamafin’ny fanandevozana.+ Eksodosy 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary main’ny hetaheta ny vahoaka, ka nimenomenona tamin’i Mosesy foana hoe: “Fa maninona no nentinao niakatra avy tany Ejipta izahay mba hahafatin’ny hetaheta anay sy ny zanakay ary ny biby fiompinay?”+
9 Taorian’izay, dia nilaza izany tamin’ny zanak’Israely i Mosesy. Tsy nihaino azy anefa ireo, noho ny hakiviana sy ny hamafin’ny fanandevozana.+
3 Ary main’ny hetaheta ny vahoaka, ka nimenomenona tamin’i Mosesy foana hoe: “Fa maninona no nentinao niakatra avy tany Ejipta izahay mba hahafatin’ny hetaheta anay sy ny zanakay ary ny biby fiompinay?”+