FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia ho fantatry ny Ejipsianina tokoa fa izaho no Jehovah, rehefa hahinjitro hamely an’i Ejipta ny tanako.+ Ary hoentiko hiala eo amin’izy ireo ny zanak’Israely.”+

  • Eksodosy 8:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary amin’io andro io, dia tena hataoko miavaka ny tany Gosena misy ny oloko ka tsy hisy fihitra any,+ mba hahafantaranao fa izaho Jehovah dia eto amin’ity tany ity.+

  • Ezekiela 25:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary hampitondra faisana azy ireo aho ho valin’ny nataony, ka hanariko amin-katezerana izy ireo.+ Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah, rehefa hamaly ny nataony aho.”’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara