7 Ary tsy hisy alika, na iray aza, hivovò amin’ny zanak’Israely, na amin’ny olona na amin’ny biby.+ Amin’izay dia ho fantatrareo fa vitan’i Jehovah ny mampiavaka ny zanak’Israely amin’ny Ejipsianina.’+
13 Ary ny ra no ho famantarana anareo, eo amin’izay trano misy anareo. Ho hitako ny ra ka holalovako fotsiny ianareo,+ dia tsy handringana anareo ny loza rehefa mamely ny tany Ejipta aho.