FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 7:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nantsoin’i Farao koa anefa ny olon-kendry sy ny mpilalao ody.+ Ary ny mpisorona tao Ejipta, izay nampiasa herin’ny maizina, dia nanao toy izany koa tamin’ny hery miafina nananany.+

  • Eksodosy 9:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary noho ny vay, dia tsy nahajanona teo anatrehan’i Mosesy ireo mpisorona nampiasa herin’ny maizina. Nipoipoitra teny amin’ireo mpisorona nampiasa herin’ny maizina sy ny Ejipsianina rehetra mantsy ny vay.+

  • Daniela 1:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nanontanian’ny mpanjaka azy ny zava-drehetra nilana fahendrena sy fahiratan-tsaina,+ ka hitany fa avo folo heny ny fahaizan’izy ireo raha oharina amin’ny an’ny mpisorona+ rehetra mampiasa herin’ny maizina sy ny mpila hevitra amin’ny maty,+ nanerana ny fanjakany.

  • 2 Timoty 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tahaka ny nanoheran’i Jana sy Jambra+ an’i Mosesy no anoheran’ireny tsy misy farany ny fahamarinana.+ Olona tena maloto saina+ ireny, ary tsy ankasitrahana raha ny amin’ny finoana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara