FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 4:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Rehefa tafaverina any Ejipta ianao, dia ataovy eo anatrehan’i Farao ny fahagagana rehetra efa napetrako eo am-pelatananao.+ Fa izaho kosa hamela azy hikiribiby amin’ny heviny,*+ ka tsy handefa ny vahoaka izy.+

  • Eksodosy 8:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Mbola nanamafy ny fony indray anefa i Farao tamin’io indray mandeha io, ka tsy nalefany ny olona.+

  • Eksodosy 14:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Izaho kosa hamela ny Ejipsianina hikiribiby amin’ny heviny,+ ka hiditra hanenjika ny zanak’Israely izy. Dia hahazo voninahitra aho noho ny amin’i Farao sy ny tafiny rehetra, mbamin’ny kalesin’adiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny.+

  • Josoa 11:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Navelan’i Jehovah hikiribiby+ mantsy izy ireo mba hiadian’izy ireo amin’ny Israely. Amin’izay dia hatokana haringana izy ireo ka tsy hahazo indrafo,+ fa haripaka tanteraka, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+

  • 2 Tantara 36:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nikomy tamin’i Nebokadnezara Mpanjaka koa izy,+ nefa i Nebokadnezara efa nampianiana azy tamin’ny anaran’Andriamanitra.+ Ary nanamafy+ hatoka sy nanamafy+ fo foana i Zedekia, ka tsy niverina tamin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.

  • Salamo 75:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Aza asandratra avo ny tandrokareo,

      Ary aza mirehareha rehefa miteny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara