FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joela 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Noho ny nataony dia nanjary nigagan’ny olona ny voaloboko,+ ary ny aviaviko kosa lasa fotony sisa.+ Nariany ireny rehefa avy nesoriny ny hodiny.+ Niova ho fotsy ny sampany.

  • Joela 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Eo alohany dia misy afo mandevona,+ ary ao aoriany kosa misy lelafo mandoro.+ Toy ny zaridainan’i Edena ny tany eo alohany,+ fa tany efitra lao kosa no ao aoriany, ary tsy misy izay tsy tratrany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara