FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 9:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Mba iangavio i Jehovah hampitsahatra ny kotroka sy ny havandra avy amin’Andriamanitra,+ dia halefako ianareo ka tsy hijanona atỳ intsony.”

  • 1 Mpanjaka 13:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy ny mpanjaka tamin’ilay lehilahin’Andriamanitra: “Mba iangavio re i Jehovah Andriamanitrao, azafady, ka mivavaha ho ahy mba hiverina amin’ny laoniny ny tanako e!”+ Dia niangavy+ an’i Jehovah ilay lehilahin’Andriamanitra, ka niverina tamin’ny laoniny ny tanan’ny mpanjaka ary lasa toy ny taloha.+

  • Asan’ny Apostoly 8:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia hoy ny navalin’i Simona: “Ianareo no aoka hitalaho amin’i Jehovah ho ahy,+ mba tsy hisy hanjo ahy izany voalazanareo izany.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara