FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Farany, dia niantso an’i Mosesy sy Arona i Farao ka niteny hoe: “Iangavio i Jehovah+ hanaisotra ny sahona tsy ho etỳ amiko sy ny vahoakako, fa vonona aho handefa ny olona hanao sorona ho an’i Jehovah.”+

  • Eksodosy 10:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa mba avelao+ re ny heloko amin’ity indray mandeha ity fotsiny e, ka iangavio+ i Jehovah Andriamanitrareo mba hanaisotra amiko ity loza mahafaty ity.”

  • Asan’ny Apostoly 8:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia hoy ny navalin’i Simona: “Ianareo no aoka hitalaho amin’i Jehovah ho ahy,+ mba tsy hisy hanjo ahy izany voalazanareo izany.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara