FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 19:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mankanesa any amin’ny vahoaka, ary hamasino izy ireo anio sy rahampitso, ary asaivo manasa ny lamba fitafiny.+

  • Josoa 7:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa mandehana, hamasino ny vahoaka,+ ka ilazao hoe: ‘Hamasino ny tenanareo rahampitso, fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: “Misy zavatra voatokana haringana eo aminao, ry Israely ô!+ Tsy hahatohitra ny fahavalonareo intsony ianareo, raha tsy efa voaesotra tsy ho eo aminareo ilay zavatra voatokana haringana.

  • 1 Samoela 16:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia namaly izy hoe: “Eny, fihavanana! Tonga hanao sorona ho an’i Jehovah aho. Koa hamasino+ ny tenanareo, ka avia hiaraka amiko any amin’ny sorona.” Ary nohamasininy i Jese sy ireo zanany lahy, ka nantsoiny ho any amin’ny sorona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara