Levitikosy 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa nisy afo nivoaka avy teo anatrehan’i Jehovah ka nandoro azy roa lahy,+ ary maty teo anatrehan’i Jehovah izy.+ 1 Tantara 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nirehitra tamin’i Oza ny fahatezeran’i Jehovah, dia novonoiny izy satria nanatsotra ny tanany ka nihazona an’ilay Vata.+ Dia maty teo izy, teo anatrehan’Andriamanitra.+ Asan’ny Apostoly 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia niankarapoka i Ananiasy rehefa nandre izany, ka tapitra ny ainy.+ Ary raiki-tahotra mafy+ izay rehetra nandre izany.
2 Koa nisy afo nivoaka avy teo anatrehan’i Jehovah ka nandoro azy roa lahy,+ ary maty teo anatrehan’i Jehovah izy.+
10 Koa nirehitra tamin’i Oza ny fahatezeran’i Jehovah, dia novonoiny izy satria nanatsotra ny tanany ka nihazona an’ilay Vata.+ Dia maty teo izy, teo anatrehan’Andriamanitra.+
5 Dia niankarapoka i Ananiasy rehefa nandre izany, ka tapitra ny ainy.+ Ary raiki-tahotra mafy+ izay rehetra nandre izany.