Eksodosy 17:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nila ady tamin’i Mosesy ny vahoaka, ka nanao hoe:+ “Omeo rano izahay hosotroinay.” Dia hoy i Mosesy: “Fa nahoana ianareo no mila ady amiko? Nahoana ianareo no tsy mitsahatra mitsapa toetra an’i Jehovah?”+
2 Ary nila ady tamin’i Mosesy ny vahoaka, ka nanao hoe:+ “Omeo rano izahay hosotroinay.” Dia hoy i Mosesy: “Fa nahoana ianareo no mila ady amiko? Nahoana ianareo no tsy mitsahatra mitsapa toetra an’i Jehovah?”+